Teny iditra |
folona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Bory, tsy misy tahony na zavatra andraisana azy: Folon-drambo ilay alikanay vaovao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Having lost the tail, or some other member of the body. See bory.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | (du malais putung) pour les plantes : coupées au raz du sol, rabattu, recépées,
qu'on détruit jusqu'à la racine.
Se dit notamment pour l'oignon dont on coupe la partie aérienne pour faire mûrir le bulbe
[1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|