Teny iditra | folihala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana hala vaventy izay mandefa faroratra mampita hady mba handrariany ny tranony (Epeira madagascariensis) [1.1] | |
Anarana siantifika | Epeira madagascariensis | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny folihala io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |