Teny iditra | fivoizana (voy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |