Teny iditra fitoto (toto)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoto
Azo totoina [1.1]
Ohatra Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin' ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14