Teny iditra | fitomaniana (tomany) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Weeping, lamentation [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pleurs, lamentations [1.8] | |
Teny iditra | Fitomaniana | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Fitomaniana: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | |
Fanazavàna teny anglisy | Lamentations: one of the books of the Bible [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lamentations: un des livres de la Bible [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Fivaditsoratra | fitomaniana, mitanina afo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |