Teny iditra | fitoforana (tofotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fidònana, fipòhana: Ny fitoforan' ilay lakana tamin' ny harambato no nahavaky azy [1.1] | |
Fivaditsoratra | fifotorana, firofotana, fitoforana, tafoforina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |