Teny iditra | fitandroana (tandro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1] | |
Tovy hevitra | fitandrovana | |
Fivaditsoratra | fitandroana, ifandrotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |