Teny iditra fitakona (takona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' izay mitakona, miafina [1.1]

Teny iditra fitakona (takona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Bao filanjana entana
Filanjana, fitondrana maratra, marary, maty [1.78]
  [Tanosy] Filanjana [1.78]
 Fomba entina mibata zavatra indray miaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Bois dont on se sert pour porter [1.82]
  [Tanosy] Brancard [1.78]
Mpanahaka  fitakonana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03