|
Mifampitory eny amin' ny fitsarana:
Miady lova ireto olona ireto [1.1]
|
Mikaona tsara:
Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [1.1]
|
rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely, mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifanjinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamovoka, mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo, mifanorotoro, mifanotohoto, mifandripaka, mifandringana [1.1]
|
to fit closely together, to correspond exactly [1.7]
|
|