Teny iditra | fisongadinana (songadina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiavahana tsara, fivongadinana:
Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisangodinana, fisongadinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |