|
|
|
|

Teny iditra 1  firesadresahana
Fototeny  2 resadresaka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Tsy nisy firesadresahana toy ny taloha intsony teo am-pisakafoana [2.470#85]
7  ary tokony mamarana amin'ny firesadresahana miaraka aminy mikasika ny fomba hisorohana ilay aretina amin'ny ho avy [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19