|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fira
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antesaka] kapa hazo [1.78]
16 [Bara] kapa, fikapana hazo [1.78]
17 Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana
18 Filazana zavatra amin' ny teny fohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a blow from a sword, knife, or axe. See kapa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20 [Antesaka] action de couper avec la hache [1.82]
21 [Betsileo] Action de couper, de moissonner une plante cultivée. Équivalent de jinja (merina). Expressions locales : fira fare : couper la canne à sucre ; fira reketsa : moissonner le riz. [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fira

Teny iditra (2/2) 24  fira
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Tankarana] coupon. [1.19]

Fivaditsoratra  27 fary, fira, 28 rafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19