Teny iditra fiposahana (posaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of appearing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'apparaître [1.8]

Teny iditra fiposahana (posaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana, fitrangana: Amin' ny 6 ora ny fiposahan' ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sunrise; moonrise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lever du soleil, de la lune [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/31