Teny iditra | fipaka (paka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mipaka Toetran' ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin' ny...: Tsy tsara ny fipakan' ny farafara amin' ny rindrina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikapa, fipaka, pifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |