Teny iditra fioritra (oritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1]

Teny iditra fioritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fihogo [1.78]
Tovy hevitra oritra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20