Teny iditra | finiavana (nia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Intent or purpose to do something [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'intention de faire une chose [1.8] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |