Teny iditra filofo (lofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra na isan'ny omby novonoina (raha misy maty) [1.1]

Teny iditra filofo (lofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina milofo, na mikezaka, mikely aina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31