Teny iditra | filan > filana (ila) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish [1.2] | |||
A desire, a need; lust [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Désir; besoin; recherche [1.8] | |||
Besoin [1.13] | ||||
Voambolana | Ontam-po | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny filana io | |||
Teny iditra | filan > filana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For sikidy [1.2] | |||
Voambolana | Kilalao | |||
Fivaditsoratra | falina, fanila, filana, lafiña |

Teny iditra | filan > fila (ila) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-mila Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [1.1] | ||
Anaram-biby |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fila io | ||
Teny iditra | filan > fila | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Propriété foncière résultant du travail personnel [1.82] | ||
Teny iditra | filan > fila | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Vato [1.78] | ||
Fivaditsoratra | faly, fila, lafy |