Teny iditra filalaovana (lalao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Play; the object or victim of play or amusement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jeu, amusement ; celui de qui on se joue [1.8]
Ohatra 
1Ampefy natao filalaovana no nanjary mpamandrika. [2.69]
2Ao amin' ny efitra filalaovana aho, rahefa tonga ianareo. [2.529]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28