|
|
|
|

Teny iditra 1  fihinana
Fototeny  2 hinana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
7 Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1]
Ohatra  8  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117#121]
9  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643#58]
10  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#335]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how fihinana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 fahaniñy, fihinana, 14 Ny Fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17