Teny iditra | fiezahana (ezaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy ampy ny fiezahan' itỳ mpianatra itỳ ka gisitra lava izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The making of an effort [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Effort, action de faire quelque chose avec entrain [1.8] | |
Fivaditsoratra | fiezahana, ifezahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |