|
|
|
|

Teny iditra1  fierona (erona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika [1.1]
Tovy hevitra  4  fieronana

Fivaditsoratra  5  fierona, fireona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20