Teny iditra | fiandrinaina | |
Singan-teny | fiandry ; aina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |