Teny iditra | fiakanga (akanga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miakanga, izany hoe mianatra ny feon' ny akanga, na mitsaontsaom-bava mankatsy mankaroa na mivelona mitsentsitra ny hafa [1.1] | |
Fivaditsoratra | fangaika, fiakanga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |