Teny iditra | fiaika (aika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra mifanety na mikitroka tsara [1.1] | |
Teny iditra | fiaika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Voromahery [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |