Teny iditra fe-taona
Singan-teny fetra ; taona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A limited term. [1.2]
 A time limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Limite de temps [1.8]
Ohatra 
1Ary raha efa lany ny fetaona sy ny fe-bolana nifanaikena dia miala izy. [2.366]
2Raha tokony ho niety, 1 Ny Goverinor, mba hasiana fetaona no honènany; [2.59]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23