|
|
|
|

Teny iditra 1  fetahana
Fototeny  2 fetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zaza fa nananihany
9 Petahana: Nofetahany tara tasy ny varavaranay tamin' ny alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to have mud on or in, as the cracks in a wall, or a floor. [1.2]

Fivaditsoratra  11 fahatane, fetahana, 12 tafahena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19