Teny iditra | fenena (feny) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To be shut up, to be confined. (Prov.) [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | feñena | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fofon'aina [1.78] | ||||||||
Teny iditra | Fenenà | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Peninnah [2.996] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Peninna [2.996] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Tovy hevitra | Penina | ||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Fenenà | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |