|
|
|
|

Teny iditra 1  fempenana
Fototeny  2 fempina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tampenana, tsentsenana: Fempeno tsara io lava-boalavo io mba tsy hidiran' ny voalavo intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be stopped up or impeded. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19