Teny iditra fehivava
Singan-teny fehy ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Muselière [3.1]
Mpanahaka  fehy vava

Teny iditra fehivava
Singan-teny fehy ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fifadian-kanina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10