Teny iditra | fehintany | ||||
Singan-teny | fehy ; tany | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Faribolana na tsipika mirazotra amin'ny fehibe [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Latitude, parallèle [1.13] | ||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Mpanahaka | fehibe ~ zana-pehintany | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20 |