|
|
|
|

Teny iditra 1  fatrarana
Fototeny  2 fatratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany vary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be stuffed full, as a sack, etc. [1.2]

Fivaditsoratra  10 fanaratra, fatrarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19