Teny iditra | fara teny | ||
Singan-teny | fara ; teny | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | [teny, a word.] A final message, a decision, a verdict, a summing up; an intention or threat to resent an unkindness, especially on being refused a favour. manao fara teny: to express one's intention of resenting an unkindness. [1.2] | ||
Ohatra | Izao no anatra farateny voasoratra amin' ny taratasy navelan' ny ombiasy anankiray ho an' ny zanany : Ry anaka!
[2.285] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | atrefina, fanarety, fara teny, fietrana, finareta, firañeta, inefatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |