Teny iditra | fararemotra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ketrona hita amin' ny tarehy, toy ny an' ny olona te-hitomany noho ny harariana na fahavoazana na hakiviana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |