Teny iditra | faohany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (matetika averina indroa) Teny azo adika hoe "Alefa alefa ihany" ka entina mampirisika hanao faingana, handeha tsy misy fiatoana ary tsy matahotra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Go on, proceed. A word used in military commands. [Probably a corruption of the English Go on.] [1.2] | |
Fivaditsoratra | anafiho, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |