Teny iditra fantsitsirana (fantsitsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay iporitihan' ny ..., itangirihan' ny ...: Nofantsitairan' ny ran' ilay akoho novonoiny Isambilo ka nahatsikaiky ny nahita azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be deluged with water, as from a syringe. [1.2]
 To be squirted with water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sur qui ou quoi on fait jaillir de l'eau [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fantsitsirana, fantsitsirako, fantsitsiranao, fantsitsirany, fantsitsirantsika, fantsitsiranay, fantsitsiranareo, fantsitsiran', fantsitsiran-, fantsitsiram-, fantsitsira-
Ny lasa : nofantsitsirana, nofantsitsirako, nofantsitsiranao, nofantsitsirany, nofantsitsirantsika, nofantsitsiranay, nofantsitsiranareo, nofantsitsiran', nofantsitsiran-, nofantsitsiram-, nofantsitsira-
Ny hoavy : hofantsitsirana, hofantsitsirako, hofantsitsiranao, hofantsitsirany, hofantsitsirantsika, hofantsitsiranay, hofantsitsiranareo, hofantsitsiran', hofantsitsiran-, hofantsitsiram-, hofantsitsira-
Filaza mandidy : fantsitsiro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20