Teny iditra | fanota (ota) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manota [1.1] | |
Teny iditra | fanota (ota) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Root ota (?).] An odd number, an extra number, that which is not numbered among any class. [1.2] | |
Tovy hevitra | fanotany | |
Fivaditsoratra | afonta, fanato, fanota, fotana, tafona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |