Teny iditra fanosy (hosy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-manosy
Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary [1.1]
Ohatra Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy. [2.649]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14