Teny iditra | fanjoko (joko) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona [1.1] | |
Teny iditra | fanjoko (fanjo) | |
Sokajin-teny | anarana fanjo sy mpisolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |