Teny iditra | fanjanahan-tsaina | |
Singan-teny | fanjanahana ; saina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Impérialisme culturel [1.13] | |
Ohatra | Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |