Teny iditra faninina (fanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao fanina, mandraingiraingy: Nofanininy tamin' ny teny henjana variraraka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made giddy
To be detained; to be strictly investigated. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : faninina, faniniko, fanininao, fanininy, faninintsika, fanininay, fanininareo, faninin', faninin-, faninim-, fanini-
Ny lasa : nofaninina, nofaniniko, nofanininao, nofanininy, nofaninintsika, nofanininay, nofanininareo, nofaninin', nofaninin-, nofaninim-, nofanini-
Ny hoavy : hofaninina, hofaniniko, hofanininao, hofanininy, hofaninintsika, hofanininay, hofanininareo, hofaninin', hofaninin-, hofaninim-, hofanini-
Filaza mandidy : fanino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20