Teny iditra | fandonahana (lonaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara [1.1] | |
Fikarakarana ny tany mba hampitombo ny tsirony [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Fertilisation [1.13] | |
Teny iditra | fandonahana (donaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanetrohana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanandohana, fandonahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |