Teny iditra | fanatsaka (tsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Teny iditra | fanatsaka (hatsaka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsaka, mamarana, manaratsaka, mampitovy tantana Azo hatsahana, azo faranana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |