Teny iditra | fanasampina (sampina) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasampina, manipy ny tendron' ny lamba iray ho eo ambony soroka Azo asampina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanasampina, fisampanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |