Teny iditra fanantitranterana (antitrantitra (antitra))
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fanamafiana ~ fanamafisana
Ohatra 
1ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany. [2.436]
2Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366]
Haiendriteny 
Tsotra : fanantitranterana, fanantitranterako, fanantitranteranao, fanantitranterany, fanantitranterantsika, fanantitranteranay, fanantitranteranareo, fanantitranteran', fanantitranteran-, fanantitranteram-, fanantitrantera-
Tovonana : -panantitranterana, -panantitranterako, -panantitranteranao, -panantitranterany, -panantitranterantsika, -panantitranteranay, -panantitranteranareo, -panantitranteran', -panantitranteran-, -panantitranteram-, -panantitrantera-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20