Teny iditra | fananina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava lehibe sady lava [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de boa [1.54] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | fanany | |
Mpanahaka | fanano | |
Teny iditra | fananiña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Fanahazana [1.78] | |
Fivaditsoratra | fananina, faninana, fin-anana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |