Teny iditra | fampitsarana (tsara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |