|
|
|
|

Teny iditra 1  famono
Fototeny  2 vono
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamono
5 Azo vonoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 One who is frequently beaten; that which is used to kill with. [1.2]
Ohatra  7  Ny Antsiantsy no tsy famono. [2.69#]
8  dia toy izao avy no famono ny mpangalatra [1.437#]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how famono
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  famono, 11 fanomo, 12 fonoma, 13 manofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17