Teny iditra | famoalaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-piasana toy ny fandraka, saingy izy korongo dia korongo, atao fandoahan-kazo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from mamoa (voa?), and laka for lakana, a canoe.] A gouge. [1.2] | |
Fivaditsoratra | fakamalao, famoalaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |