Teny iditra | faminganana (fingana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandavoana amin' ny tongotra izay alefa mba hifanena amin' ny tongotry ny hafa mihazakazaka na mandeha haingana ka mahalavo azy [1.1] | |
Fivaditsoratra | faminganana, mifanangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |